<-
->

Gen / Jen 1:22 And God blessed them, saying, Be fruitful, and multiply, and fill the waters in the seas, and let fowl multiply in the earth. Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa anaka sy mihabetsaha ary mamenoa ny rano ao amin' ny ranomasina; ary aoka ny vorona hihamaro eny ambonin' ny tany. Dia nitsodrano an' ireo Andriamanitra nanao hoe: Miteraha maro sy mitomboa ary mamenoa ny ranomasina; ary aoka ny vorona hihamaro eo ambonin' ny tany. Dieu les bénit et dit : Soyez féconds, multipliez, emplissez l' eau des mers, et que les oiseaux multiplient sur la terre.