<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 1:25 | And |
Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia, samy araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin' ny tany, samy araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. | Nataon' Andriamanitra ny bibin' ny tany, araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy, mbamin' izay rehetra mikisaka amin' ny tany, araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. |