<-
->

Gen / Jen 16:1 Now Sarai Abram' s wife bare him no children: and she had an handmaid, an Egyptian, whose name was Hagar. Ary Saray, vadin' i Abrama, tsy mba niteraka; ary izy nanana mpanompovavy Egyptiana, Hagara no anarany. Tsy niteraka tamin' i Abrama Saray vadiny; ary nanana mpanompovavy Ejipsiana anankiray atao hoe Agara izy. La femme d' Abram, Saraï, ne lui avait pas donné d' enfant. Mais elle avait une servante égyptienne, nommée Agar,