<-
->

Gen / Jen 17:20 And as for Ishmael, I have heard thee: Behold, I have blessed him, and will make him fruitful, and will multiply him exceedingly; twelve princes shall he beget, and I will make him a great nation. Ary ny amin' Isimaela, dia efa nihaino anao Aho; indro, efa nitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa ambin' ny folo izy, satria efa notendreko ho firenena lehibe. Ny amin' Ismaely dia efa nihaino anao aho, ka efa nitso-drano azy aho; hataoko maro anaka izy, ary hampitomboiko be indrindra. Hiteraka andriana roa ambin' ny folo izy, ary hotongaviko ho firenena lehibe. En faveur d' Ismaèl aussi, je t' ai entendu : je le bénis, je le rendrai fécond, je le ferai croître extrêmement, il engendrera douze princes et je ferai de lui une grande nation.