<-
->

Gen / Jen 17:23 And Abraham took Ishmael his son, and all that were born in his house, and all that were bought with his money, every male among the men of Abraham' s house; and circumcised the flesh of their foreskin in the selfsame day, as God had said unto him. Koa dia nalain' i Abrahama Isimaela zanany sy ny ompikeliny rehetra mbamin' izay rehetra novidiny vola dia ny lehilahy rehetra tao an-tranony; dia noforany androtrizay indrindra ireo araka izay nolazain' Andriamanitra taminy. Dia nalain' i Abrahama Ismaely zanany, mbamin' ny ompikeliny rehetra sy izay rehetra novidiny vola, dia ny lahy rehetra tamin' ny olona ao an-tranony, ka noforany androtr' izay ihany, araka ny nandidian' Andriamanitra azy. Alors Abraham prit son fils Ismaèl, tous ceux qui étaient nés dans sa maison, tous ceux qu' il avait acquis de son argent, bref tous les mâles parmi les gens de la maison d' Abraham, et il circoncit la chair de leur prépuce, ce jour même, comme Dieu le lui