<-
->

Gen / Jen 20:16 And unto Sarah he said, Behold, I have given thy brother a thousand pieces of silver: behold, he is to thee a covering of the eyes, unto all that are with thee, and with all other: thus she was reproved. Ary hoy kosa izy tamin' i Saraha: Indro, efa nomeko sekely volafotsy arivo ny anadahinao; indro, ho fanampena-maso aminao izany, dia amin' izay rehetra momba anao: ka dia efa nahazo ny rariny ianao ny amin' izany rehetra izany. Ary hoy koa izy tamin' i Sarà: Nomeko volafotsy arivo sikla ny anadahinao, izany no fanampena-maso ho anao, amin' izay rehetra eo aminao sy amin' ny olona rehetra, ka dia afa-tsiny hianao izao. A Sara il dit : Voici mille pièces d' argent que je donne à ton frère. Ce sera pour toi comme un voile jeté sur les yeux de tous ceux qui sont avec toi, et de tout cela tu es justifiée.