<-
->

Gen / Jen 20:2 And Abraham said of Sarah his wife, She is my sister: and Abimelech king of Gerar sent, and took Sarah. Ary hoy ny filazan' i Abrahama an' i Saraha vadiny: Anabaviko izy; dia naniraka Abimeleka, mpanjakan' i Gerara, nampaka an' i Saraha. Sarà vadiny nolazain' i Abrahama hoe: anabaviko io. Naniraka olona haka an' i Sarà Abimeleka mpanjakan' i Jerara. Abraham dit de sa femme Sara : C' est ma soeur et Abimélek, le roi de Gérar, fit enlever Sara.