<-
->

Gen / Jen 20:9 Then Abimelech called Abraham, and said unto him, What hast thou done unto us? and what have I offended thee, that thou hast brought on me and on my kingdom a great sin? thou hast done deeds unto me that ought not to be done. Ary Abimeleka dia nampaka an' i Abrahama ka nanao taminy hoe: Inona izao nataonao taminay izao? ary inona izao ratsy nataoko taminao izao no dia nahatonga heloka lehibe tamiko sy tamin' ny fanjakako ianao? zavatra izay tsy tokony hatao no nataonao tamiko. Dia nantsoin' i Abimeleka koa Abrahama ka hoy izy taminy: Inona izao nataonao taminay izao? Inona no tsy mety nataoko taminao no dia nampiditra heloka be vava tamiko sy tamin' ny fanjakako hianao? Zavatra tsy fanao mihitsy izao nataonao tamiko izao. Puis Abimélek appela Abraham et lui dit : Que nous as-tu fait ? Quelle offense ai-je commise contre toi pour que tu attires une si grande faute sur moi et sur mon royaume ? Tu as agi à mon égard comme on ne doit pas agir.