<-
->

Gen / Jen 22:2 And he said, Take now thy son, thine only son Isaac, whom thou lovest, and get thee into the land of Moriah; and offer him there for a burnt offering upon one of the mountains which I will tell thee of. Ary hoy Izy: Ento ny zanakao, ny lahitokanao izay tianao, dia Isaka ka mankanesa any amin' ny tany Moria; ary atero any izy ho fanatitra dorana ao amin' ny tendrombohitra anankiray izay holazaiko aminao. Dia hoy Andriamanitra: Ento ny zanakao, ilay lahitokanao, ilay tianao, dia Isaaka, ka mankanesa any amin' ny tany Moria, ary rehefa mby any, atero izy ho sorona dorana eo ambonin' ny anankiray amin' ny tendrombohitra hatoroko anao. Dieu dit : Prends ton fils, ton unique, que tu chéris, Isaac, et va-t' en au pays de Moriyya, et là tu l' offriras en holocauste sur une montagne que je t' indiquerai.