<-
->

Gen / Jen 26:1 And there was a famine in the land, beside the first famine that was in the days of Abraham. And Isaac went unto Abimelech king of the Philistines unto Gerar. Ary nisy mosary indray teo amin' ny tany afa-tsy ilay mosary voalohany fony fahavelon' i Abrahama. Ary Isaka nankany amin' i Abimeleka mpanjakan' ny Filistina, tany Gerara. Nisy mosary indray tamin' ny tany; hafa fa tsy ilay mosary fony fahavelon' i Abrahama. Ka lasa Isaaka nankany Jerara amin' i Abimeleka, mpanjakan' ny Filistina. Il y eut une famine dans le pays - en plus de la première famine qui eut lieu du temps d' Abraham - et Isaac se rendit à Gérar chez Abimélek, roi des Philistins.