<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 26:18 | And |
Dia noloaran' Isaka indray ny lavaka fantsakana izay voahady fony fahavelon' i Abrahama rainy, fa efa novonoin' ny Filistina ireny, rehefa maty Abrahama; ary dia nasiany anarana ireny araka ny anarana izay efa nanaovan-drainy azy ihany. | Ary ny lavaka fantsakàna voahady fony fahavelon' i Abrahama rainy izay nototofan' ny Filistina nony maty Abrahama dia nohadin' Isaaka indray, ka nasiany anarana araka ny anarana nomen-drainy azy ihany. |