<-
->

Gen / Jen 26:27 And Isaac said unto them, Wherefore come ye to me, seeing ye hate me, and have sent me away from you? Fa hoy Isaka taminy: Nahoana ianareo no mankaty amiko, kanefa nankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy niala teo aminareo? Fa hoy Isaaka tamin' izy ireo: Ahoana no anatonanareo ahy nefa sady mankahala ahy hianareo no nandroaka ahy hiala tany aminareo? Isaac leur dit : Pourquoi venez-vous à moi, puisque vous me haïssez et que vous m' avez renvoyé de chez vous ?