<-
->

Gen / Jen 27:11 And Jacob said to Rebekah his mother, Behold, Esau my brother is a hairy man, and I am a smooth man: Fa hoy Jakoba tamin-dRebeka reniny: Indro, Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, fa izaho lehilahy malambo hoditra kosa; Ary hoy Jakoba tamin-dRebekà reniny: Esao rahalahiko, lehilahy voloina, fa izaho malambo hoditra. Jacob dit à sa mère Rébecca : Vois : mon frère Ésaü est velu, et moi j' ai la peau bien lisse.