<-
->

Gen / Jen 27:37 And Isaac answered and said unto Esau, Behold, I have made him thy lord, and all his brethren have I given to him for servants; and with corn and wine have I sustained him: and what shall I do now unto thee, my son? Dia namaly Isaka ka nanao tamin' i Esao hoe: Indro, efa nataoko ho tomponao izy, ary ny rahalahiny rehetra nomeko ho mpanompony; ary vary sy ranom-boaloboka no namelomako azy; koa inona indray no hataoko aminao, anaka? Fa hoy ny navalin' Isaaka an' i Esao: Efa natsangako ho tomponao izy; sady efa nomeko azy ho mpanompony ny rahalahiny rehetra, ary nataoko be vary aman-divay izy. Ka ny aminao inona indray no azoko hatao, anaka! Isaac, prenant la parole, répondit à Ésaü : Je l' ai établi ton maître, je lui ai donné tous ses frères comme serviteurs, je l' ai pourvu de froment et de vin. Que pourrais-je faire pour toi, mon fils ?