<-
->

Gen / Jen 27:39 And Isaac his father answered and said unto him, Behold, thy dwelling shall be the fatness of the earth, and of the dew of heaven from above; Dia namaly Isaka rainy ka nanao taminy hoe: Indro, tsy ho amin' ny tsiron' ny tany ny fonenanao, ary tsy ho amin' ny andon' ny lanitra avy any ambony; Ka izao no navalin' Isaaka rainy azy: Tsy hisy menaky ny tany amin' ny fonenanao. Tsy hisy ando avy amin' ny lanitra. Alors son père Isaac prit la parole et dit : Loin des gras terroirs sera ta demeure, loin de la rosée qui tombe du ciel.