<-
->

Gen / Jen 29:13 And it came to pass, when Laban heard the tidings of Jacob his sister' s son, that he ran to meet him, and embraced him, and kissed him, and brought him to his house. And he told Laban all these things. Ary rehefa ren' i Labana ny filazany an' i Jakoba, zanak' anabaviny, dia nihazakazaka nitsena azy izy ka namihina azy sy nanoroka azy ary nitondra azy ho any an-tranony. Dia nambaran' i Jakoba tamin' i Labana izany rehetra izany. Vao nandre ny filazàny an' i Jakoba zanak' anabaviny Labana dia nihazakazaka nitsena azy, ka namihina azy, nanoroka azy, nitondra azy ho any an-tranony. Dia notantarain' i Jakoba tamin' i Labana izany zavatra rehetra izany, Dès qu' il entendit qu' il s' agissait de Jacob, le fils de sa soeur, Laban courut à sa rencontre, il le serra dans ses bras, le couvrit de baisers et le conduisit dans sa maison. Et Jacob lui raconta toute cette histoire.