<-
->

Gen / Jen 29:20 And Jacob served seven years for Rachel; and they seemed unto him but a few days, for the love he had to her. Dia nanompo an' i Labana fito taona Jakoba hahazoany an-dRahely; ary toa andro vitsy foana teo imasony izany noho ny fitiavany azy. Dia nanompo fito taona Jakoba, mba hahazoany an-dRasela, ary toa andro vitsy foana teo imasony izany, noho ny fitiavany azy. Donc Jacob servit pour Rachel, pendant sept années qui lui parurent comme quelques jours, tellement il l' aimait.