<-
->

Gen / Jen 29:25 And it came to pass, that in the morning, behold, it was Leah: and he said to Laban, What is this thou hast done unto me? did not I serve with thee for Rachel? wherefore then hast thou beguiled me? Ary nony efa maraina ny andro, indro fa Lea izy; dia hoy Jakoba tamin' i Labana: Ahoana izao nataonao tamiko izao? Moa tsy Rahely va no nanompoako anao? Ka nahoana no nofitahinao aho? Nony tonga ny maraina, indro fa Lià io, ka hoy Jakoba tamin' i Labana: Inona ity nataonao tamiko? Moa tsy ny hahazoako an-dRasela va no nanompoako teto aminao? Nahoana no dia nofitahinao aho? Le matin arriva, et voilà que c'était Léa ! Jacob dit à Laban : Que m' as-tu fait là ? N' est-ce pas pour Rachel que j' ai servi chez toi ? Pourquoi m' as-tu trompé ?