<-
->

Gen / Jen 30:30 For it was little which thou hadst before I came, and it is now increased unto a multitude; and the Lord hath blessed thee since my coming: and now when shall I provide for mine own house also? Fa kely ny fanananao, fony tsy mbola tonga aho, fa efa nitombo be dia be izy; ary efa nitahy anao Jehovah tamin' ny diako rehetra; ary ankehitriny, rahoviana kosa aho no mba hihary ho an' ny ao an-tranoko? Fa kely ny fanananao talohan' ny nahatongavako: ary efa nitombo be dia be izy izao, ka nambinin' ny Tompo hianao, tamin' ny nalehako. Ary ankehitriny, rahoviana kosa no mba hihariako ho an' ny ankohonako? Le peu que tu avais avant moi s' est accru énormément, et Yahvé t' a béni sur mes pas. Maintenant, quand travaillerai-je aussi pour ma maison ?