<-
->

Gen / Jen 30:37 And Jacob took him rods of green poplar, and of the hazel and chesnut tree; and pilled white strakes in them, and made the white appear which was in the rods. Ary Jakoba dia naka tsorakazo maro tamin' ny hazo popola maitso sy tamin' ny hazo lozy sy tamin' ny hazo platana; ka nataony ofy vandana ireny hisehoan' ny fotsy izay teo amin' ny tsorakazo. Naka tsora-kazo maitso, tamin' ny hazo peuplier sy amandier ary platane, Jakoba, nataony vaofy vandana, hisehoan' ny fotsy amin' ny tsora-kazo; Jacob prit des baguettes fraîches de peuplier, d' amandier et de platane et il les écorça de bandes blanches, mettant à nu l' aubier qui était sur les baguettes.