<-
->

Gen / Jen 30:7 And Bilhah Rachel' s maid conceived again, and bare Jacob a second son. Dia nanan' anaka indray Bila, ankizivavin-Rahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin' i Jakoba. Ary nanana anaka indray Balà, ankizivavin-dRasela, dia nitera-dahy fanindroany tamin' i Jakoba, Bilha, la servante de Rachel, conçut encore et elle enfanta à Jacob un second fils.