<-
->

Gen / Jen 31:14 And Rachel and Leah answered and said unto him, Is there yet any portion or inheritance for us in our father' s house? Dia namaly Rahely sy Lea ka nanao taminy hoe: Mbola misy anjara sy lova ho anay va ao an-tranon' ny rainay? Dia namaly Rasela sy Lià, ka nanao hoe: Inona intsony moa no anjara sy lova ho anay ao an-tranon-drainay? Rachel et Léa lui répondirent ainsi : Avons-nous encore une part et un héritage dans la maison de notre père ?