<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 31:24 | And |
Fa Andriamanitra nankeo amin' i Labana Syriana tamin' ny nofy nony alina ka nanao taminy hoe: Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba, na soa na ratsy. | Fa Andriamanitra kosa tonga tamin' i Labana, Arameana, tamin' ny nofy nony alina, ka nanao taminy hoe: Tandremo, fa aza manisy teny soa na ratsy amin' i Jakoba. |