<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 32:11 | Deliver me, I pray thee, from the hand of my brother, from the hand of |
tsy mendrika ho nahazo na kely akory aza aho tamin' ny famindram-po rehetra sy ny fahamarinana rehetra, izay nataonao tamiko mpanomponao; fa tsy nitondra na inona na inona afa-tsy ny tehiko ihany aho fony nita ity Jordana ity; nefa ankehitriny efa tonga toby roa aho. | Vonjeo re aho, ho afaka amin' ny tanan' ny rahalahiko, dia amin' ny tanan' i Esao; fa matahotra aho, fandrao avy mamely ahy, ary ny reny mbamin' ny zanany izy. | je suis indigne de toutes les faveurs et de toute la bonté que tu as eues pour ton serviteur. Je n' avais que mon bâton pour passer le |