<-
->

Gen / Jen 34:19 And the young man deferred not to do the thing, because he had delight in Jacob' s daughter: and he was more honourable than all the house of his father. Ary tsy nitaredretra ilay zatovo hanao izany zavatra izany, satria efa tia ny zanakavavin' i Jakoba izy. Ary izy no nalaza indrindra tamin' izay rehetra tao an-tranon' ny rainy. ka tsy nitaredretra ny hanao izany zavatra izany razazalahy, fa fatra-pitia ny zakavavin' i Jakoba izy, ary izy no tò teny indrindra tao an-tranon-drainy. Le jeune homme n' hésita pas à faire la chose, car il était épris de la fille de Jacob; or il était le plus considéré de toute sa famille.