<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 35:2 | Then |
Dia hoy Jakoba tamin' izay tao an-tranony mbamin' izay rehetra nomba azy: Ario ireo andriamani-kafa, izay ao aminareo, dia madiova, sady ovay ny fitafianareo; | Dia hoy Jakoba tamin' ny fianakaviany, sy tamin' izay rehetra nomba azy: Ario ny andriamani-kafa izay eo aminareo; mandiova tena hianareo, ary soloy ny fitafianareo. |