<-
->

Gen / Jen 36:17 And these are the sons of Reuel Esau' s son; duke Nahath, duke Zerah, duke Shammah, duke Mizzah: these are the dukes that came of Reuel in the land of Edom; these are the sons of Bashemath Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Regoela, zanak' i Esao: Nahata loham-pireneny sy Zera loham-pireneny sy Sama loham-pireneny sy Miza loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin' i Regoela tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Basemata, vadin' i Esao. Zanakalahin-dRahoely, zanak' i Esao: Nahata, loham-pirenena, Zarà, loham-pirenena; Sammà, loham-pirenena, ary Mezà, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin-dRahoely, amin' ny tanin' i Edoma. Zanak' i Basemata, vadin' i Esao, ireo. Et voici les fils de Réuel, le fils d'Ésaü : le chef Nahat, le chef Zérah, le chef Shamma, le chef Mizza. Tels sont les chefs de Réuel au pays d'Édom, tels sont les fils de Basmat, femme d'Ésaü.