<-
->

Gen / Jen 36:43 Duke Magdiel, duke Iram: these be the dukes of Edom, according to their habitations in the land of their possession: he is Esau the father of the Edomites. sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin' ny taniny avy. Izany no Esao, rain' ny Edomita. Magdiela, loham-pirenena; Hirama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena amin' i Edoma, araka ny fonenany, any amin' ny tany onenany avy. Izany no Esao, rain' i Edoma. le chef Magdiel, le chef Iram. Tels sont les chefs d'Édom, selon leurs résidences au pays qu' ils possédaient. C' est Ésaü, père d'Édom.