<-
->

Gen / Jen 37:27 Come, and let us sell him to the Ishmeelites, and let not our hand be upon him; for he is our brother and our flesh. And his brethren were content. Andeha hamidintsika amin' ireo Isimaelita ireo izy, ary aoka tsy haninona azy ny tanantsika; fa rahalahintsika sy nofontsika ihany izy. Dia nanaiky ny rahalahiny. Andeha hamidintsika amin' ny Ismaelita izy, fa aza maninji-tànana aminy isika, fa rahalahintsika sy nofontsika izy. Dia nihaino azy ireo rahalahiny. Venez, vendons-le aux Ismaélites, mais ne portons pas la main sur lui : il est notre frère, de la même chair que nous. Et ses frères l'écoutèrent.