<-
->

Gen / Jen 37:28 Then there passed by Midianites merchantmen; and they drew and lifted up Joseph out of the pit, and sold Joseph to the Ishmeelites for twenty pieces of silver: and they brought Joseph into Egypt. Ary raha nandalo teo ny Midianita mpandranto, dia nakarin' ny rahalahiny niala tao an-davaka Josefa ka namidiny sekely volafotsy roa-polo tamin' ny Isimaelita; ary dia nitondra an' i Josefa ho any Egypta ireo. Ka nony nandalo ireo mpandranto Madianita, dia nesoriny sy nakariny hiala tao an-davaka Josefa, dia namidiny roapolo farantsa vola fotsy tamin' ny Ismaelita, ka nentin' ireo nankany Ejipta. Or des gens passèrent, des marchands madianites, et ils retirèrent Joseph de la citerne. Ils vendirent Joseph aux Ismaélites pour vingt sicles d' argent et ceux-ci le conduisirent en Égypte.