<-
->

Gen / Jen 37:5 And Joseph dreamed a dream, and he told it his brethren: and they hated him yet the more. Ary nanonofy Josefa, ka nambarany tamin' ireo rahalahiny; dia vao mainka nankahalany azy izany. Nanonofy Josefa ary notantarainy tamin' ireo rahalahiny izany; ka vao mainka koa nankahalàny azy. Or Joseph eut un songe et il en fit part à ses frères qui le haïrent encore plus.