<-
->

Gen / Jen 38:15 When Judah saw her, he thought her to be an harlot; because she had covered her face. Ary hitan' i Joda izy ka nataony fa vehivavy janga, satria efa nanarona ny tavany izy. Nony nahita azy Jodà, dia nataony ho vehivavy janga izy, fa nisaron-doha; Juda l' aperçut et la prit pour une prostituée, car elle s'était voilé le visage.