<-
->

Gen / Jen 39:20 And Joseph' s master took him, and put him into the prison, a place where the king' s prisoners were bound: and he was there in the prison. Ary ny tompon' i Josefa dia naka azy ka nanao azy tao an-trano-maizina, izay fitoeran' ny mpifatotra diso tamin' ny mpanjaka; dia nitoetra tao an-trano-maizina izy. Nalainy Josefa ka nataony an-tranomaizina, amin' ny fitoerana fitanana ny olona diso tamin' ny mpanjaka. Dia tao an-tranomaizina tao izy. Le maître de Joseph le fit saisir et mettre en geôle, là où étaient détenus les prisonniers du roi. Ainsi, il demeura en geôle.