<-
->

Gen / Jen 39:22 And the keeper of the prison committed to Joseph' s hand all the prisoners that were in the prison; and whatsoever they did there, he was the doer of it. Dia natolotry ny mpitandrina ny trano-maizina ho andraikitr' i Josefa ny mpifatotra rehetra izay tao an-trano-maizina; ary izay rehetra nataony tao dia izy no antony. Natolotry ny mpitandrina ny tranomaizina ho andraikitr' i Josefa ny olona rehetra tao an-tranomaizina; ary nataony tonian' izay rehetra natao tao izy. Le geôlier chef confia à Joseph tous les détenus qui étaient en geôle; tout ce qui s' y faisait se faisait par lui.