<-
->

Gen / Jen 39:4 And Joseph found grace in his sight, and he served him: and he made him overseer over his house, and all that he had he put into his hand. Ary Josefa nahita fitia teo imason' ny tompony, ka dia nanompo azy; dia notendreny ho mpikarakara ny tao an-tranony, ary izay rehetra nananany dia natolony ho andraikiny. Dia nahita fitia teo imasony Josefa, ka nampanaoviny raharaha teo aminy, natsangany ho filohan' ny tranony izy, ary nataony eo am-pelatanany ny fananany rehetra. Joseph trouva grâce à ses yeux : il fut attaché au service du maître, qui l' institua son majordome et lui confia tout ce qui lui appartenait.