<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 40:1 | And it came to pass after these things, that the butler of the king of |
Ary taorian' izany ny mpitondra kapoakan' ny mpanjakan' i Egypta sy ny mpanao mofony dia diso tamin' ny mpanjakan' i Egypta tompony. | Taty aorian' izany dia sendra diso tamin' ny mpanjakan' i Ejipta, tompony, ny mpandroso divay, sy ny mpitàntana mofo, ao amin' ny mpanjakan' i Ejipta. | Il arriva, après ces événements, que l'échanson du roi d' |