<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 41:55 | And when all the land of |
Ary rehefa mosarena ny tany Egypta rehetra, dia nitaraina nangataka hanina tamin' i Farao ny olona; ary hoy Farao tamin' ny Egyptiana rehetra: Mankanesa any amin' i Josefa; ary izay holazainy aminareo dia ataovy. | Taty aoriana tratry ny mosary koa ny tany Ejipta rehetra, ka nitaraina tamin' i Faraona ny vahoaka nitady hanina. Fa hoy Faraona tamin' ny Ejipsiana rehetra: Mankanesa any amin' i Josefa, ary ataovy izay lazainy aminareo. | Puis tout le pays d' |