<-
->

Gen / Jen 42:22 And Reuben answered them, saying, Spake I not unto you, saying, Do not sin against the child; and ye would not hear? therefore, behold, also his blood is required. Dia namaly azy Robena ka nanao hoe: Moa tsy niteny taminareo va aho ka nanao hoe: Aza manota amin' ny zaza? nefa tsy mba nihaino ianareo; koa indro fa adinina ny ràny izao. Fa niteny tamin' izy ireo Robena ka nanao hoe: Tsy efa nilazako va re hianareo fa hoe: Aza manota amin' ny zaza? Nefa tsy nohenoinareo akory izany; ka indro arahina amintsika izao ny ràny. Ruben leur répondit : Ne vous avais-je pas dit de ne pas commettre de faute contre l' enfant ? Mais vous ne m' avez pas écouté et voici qu' il nous est demandé compte de son sang.