<-
->

Gen / Jen 42:23 And they knew not that Joseph understood them; for he spake unto them by an interpreter. Ary izy ireo tsy mba nahalala fa Josefa nahafantatra ny teniny, satria nisy mpandika teny niresahany taminy. Tsy fantatr' izy ireo ho nahalala ny teniny Josefa, satria mpandika teny no niresahany taminy. Ils ne savaient pas que Joseph les comprenait car, entre lui et eux, il y avait l' interprète.