<-
->

Gen / Jen 42:25 Then Joseph commanded to fill their sacks with corn, and to restore every man' s money into his sack, and to give them provision for the way: and thus did he unto them. Ary Josefa nanome teny hameno vary ny lasakany sady hamerina ny volan' ny isan-dahy ho ao anatin' ny lasakany avy ary hanome vatsy azy ho entiny eny an-dalana; dia nanao izany taminy izy. Rahefa izany, dia nasain' i Josefa hofenoina vary ny lasakany, sy hatao ao anaty lasakany avy indray ny volany, ary homena vatsy izy ho azy eny an-dàlana. Dia natao taminy avokoa izany. Joseph donna l' ordre de remplir de blé leurs bagages, de remettre l' argent de chacun dans son sac et de leur donner des provisions de route. Et c' est ce qu' on leur fit.