<-
->

Gen / Jen 42:29 And they came unto Jacob their father unto the land of Canaan, and told him all that befell unto them; saying, Ary tonga tany amin' i Jakoba rainy, tany amin' ny tany Kanana izy, dia nambarany taminy izay rehetra efa nanjo azy, ka hoy izy : Niverina tany amin' i Jakoba rainy, tany amin' ny tany Kanaana, izy ireo, dia notantarainy taminy avokoa ny nahazo azy, ka hoy izy: Revenus chez leur père Jacob, au pays de Canaan, ils lui racontèrent tout ce qui leur était arrivé.