<-
->

Gen / Jen 42:32 We be twelve brethren, sons of our father; one is not, and the youngest is this day with our father in the land of Canaan. roa ambin' ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny anankiray, ary ny faralahy dia any amin' ny rainay any amin' ny tany Kanana ankehitriny. Roa ambin' ny folo mirahalahy izahay no iray ray; ny iray tsy velona intsony, ary ny faralahy any amin-drainy any amin' ny tany Kanaana izao. nous étions douze frères, les fils d' un même père, l' un de nous n' est plus et le plus jeune est maintenant avec notre père au pays de Canaan.