<-
->

Gen / Jen 42:4 But Benjamin, Joseph' s brother, Jacob sent not with his brethren; for he said, Lest peradventure mischief befall him. Fa Benjamina, rahalahin' i Josefa, tsy mba nampandehanin' i Jakoba niaraka tamin' ny rahalahiny; fa hoy izy: Andrao hisy loza hanjo azy. Fa Benjamina rahalahin' i Josefa tsy mba nampandehanin' i Jakoba niaraka amin' ireo rahalahiny, fa hoy ny eritreriny: Sao dia idiran-doza any izy. Quant à Benjamin, le frère de Joseph, Jacob ne l' envoya pas avec les autres : Il ne faut pas, se disait-il, qu' il lui arrive malheur.