<-
->

Gen / Jen 42:5 And the sons of Israel came to buy corn among those that came: for the famine was in the land of Canaan. Dia tonga ny zanak' Isiraely mba hividy vary niaraka tamin' izay nankany; fa tratry ny mosary koa ny tany Kanana. Koa tonga hividy vary ireo zanak' Israely, ary nisy olon-kafa koa niara-tonga taminy fa tratry ny mosary ny tany Kanaana. Les fils d' Israël allèrent donc pour acheter du grain, mêlés aux autres arrivants, car la famine sévissait au pays de Canaan.