<-
->

Gen / Jen 42:8 And Joseph knew his brethren, but they knew not him. Ary fantatr' i Josefa ny rahalahiny, nefa izy ireo kosa tsy mba nahafantatra azy. Koa Josefa nahalala ireo rahalahiny, fa ireo no tsy nahalala azy. Ainsi Joseph reconnut ses frères, mais eux ne le reconnurent pas.