<-
->

Gen / Jen 42:9 And Joseph remembered the dreams which he dreamed of them, and said unto them, Ye are spies; to see the nakedness of the land ye are come. Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin' ny tany no nahatongavanareo. Tsaroan' i Josefa tamin' izay ny nanofisany azy ireo, ka hoy izy taminy: Mpisafo hianareo; hizaha ny toerana tsy mimanda amin' ny tany no nahatongavanareo. Joseph se souvint des songes qu' il avait eus à leur sujet et il leur dit : Vous êtes des espions ! C' est pour reconnaître les points faibles du pays que vous êtes venus.