<-
->

Gen / Jen 43:17 And the man did as Joseph bade; and the man brought the men into Joseph' s house. Dia nataon-dralehilahy araka izay nandidian' i Josefa; ka nampidirin-dralehilahy tao an-tranon' i Josefa ireo. Dia nataon-dralehilahy izay nasain' i Josefa hataony; ary nampidiriny tao an-tranon' i Josefa ireo olona ireo. L' homme fit comme Joseph avait commandé et conduisit nos gens à la maison de Joseph.