<-
->

Gen / Jen 43:26 And when Joseph came home, they brought him the present which was in their hand into the house, and bowed themselves to him to the earth. Ary rehefa tonga tao an-trano Josefa, dia nampidirin' izy mirahalahy avy ho ao an-trano mba hatolotra azy ireo zavatra efa nentiny, dia niankohoka tamin' ny tany teo anatrehany izy. Nony tonga tao an-trano Josefa, nampidirin' izy ireo tao an-trano ny fanomezana izay efa mby ao an-tànany, dia niankohoka tamin' ny tany teo anatrehany izy. Quand Joseph rentra à la maison, ils lui offrirent le présent qu' ils avaient avec eux et se prosternèrent à terre.