<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 45:3 | And |
Ary hoy Josefa tamin' ny rahalahiny: Izaho no Josefa; mbola velona ihany va ikaky? Ary tsy nahavaly azy ny rahalahiny; fa toran-kovitra teo anatrehany ireo. | Hoy Josefa tamin' ny rahalahiny: Izaho no Josefa. Mbola velona ihany va ikaky? Fa tsy nahateny tsy nahavolana ireto rahalahiny, fa very saina loatra teo anatrehany. |