<-
->

Gen / Jen 46:15 These be the sons of Leah, which she bare unto Jacob in Padanaram, with his daughter Dinah: all the souls of his sons and his daughters were thirty and three. lreo no zanakalahin' i Lea izay naterany tamin' i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan' ny zananilahy rehetra mbamin' ny zananivavy dia telo amby telo-polo. Ireo no zanakalahin' i Lià, naterany tamin' i Jakoba tany Padana-Arama, ary Dinà no zanany vavy. Telo amby telopolo no isan' ny zanany lahy rehetra mbamin' ny zanany vavy. Tels sont les fils que Léa avait enfantés à Jacob en Paddân-Aram, en plus sa fille Dina, en tout fils et filles, trente-trois personnes.